Fifidianana depiote: Dimy andro aty aoriana, tsy tafavoakan’ny CENI ny vokatra eto Antananarivo Renivohitra

  • vendredi, 31 mai 2019 09:04
  • Zakaria
  • Sary Gasypatriote

Mampieritreritra, mampiahiahy, tsy azo ekena. Izay ny hevitry ny maro manoloana ny fitarazohan’ny fivoahan’ny voka-pifidianana solombavambahoaka natao farany teo. Dimy andro aty aorian’ny latsabato natao ny 27 mey 2019, tsy mbola mahatafavoaka voka-pifidianana feno, na vonjimaika, amin’ireo Boriborintany enina eto Antananarivo Renivohitra ny CENI.

Inona no antony, ny teknôlôjia anefa efa mivoatra ? Mampametra-panontaniana ny maro, indrindra ireo nandray anjara tamin’iny fifidianana iny.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.