Artista zokiolona: Nandray vola fisotroan-dronono telo volana faha-4

  • samedi, 14 décembre 2019 12:20
  • Zakaria
  • Sary OMDA

Nanomboka ny 13 desambra teny amin’ny foiben’ny OMDA (Office Malagasy du Droit d'Auteur) Faravohitra-Antananarivo, ny fandraisan'ireo artista zokiolona ny fisotroan-dronono telo volana faha-4.

Miisa 151 eo izy ireo ankehitriny.

 

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.