Papa Fransoa: Mankalaza ny faha-83 taonany

  • mardi, 17 décembre 2019 18:43
  • Zakaria
  • Sary nindramina

Mitsingerina androany ny faha-83 taona nahaterahan’i Papa Ray Masina Fransoa sady Evekan'i Rôma-Italia. Nanamarika ity taona 2019 ity ny fitsidihana pastoraly nataony teto Madagasikara ny 6 ka katramin’ny 10 septambra 2019.

Jorge Mario Bergoglio no tena anarany, teraka ny 17 desambra 1936 tao Buenos Aires, Arzantina izy.

Izy no Papa, dimbin’i Piera, faha-266 eo amin’ny tantaran’ny finoana Katolika.

 

Galerie d'images (Cliquer sur la photo)
Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.