Vola malagasy: Nihen-danja kely

  • vendredi, 03 mai 2019 10:26
  • Sary: Banky Foiben'i Madagasikara

Tapa-bolana lasa izay, ny 17 aprily 2019, dia 3 993.7 MGA ny 1Euro, raha 3 528.69 MGA (ariary) kosa ny 1$USD.

Ny fiandohan'ny volana mey kosa, 02 mey 2019, dia niakatra ny 1Euro, lasa 4 048.27 MGA, ary ny 1$USD tsy maintsy novidiana 3 620.42 MGA.

Antsoina hoe mihen-danja ny vola rehefa mila maromaro kokoa hividianana vola vahiny hafa. Mahazo aina kosa ny vola rehefa kelikely mifanantona amin'ilay vola vahiny ny sandany hividianana na hanakalozana aminy.

(Sary sy loharano Banky Foiben'i Madagasikara)

 

Dans la même catégorie
Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.