Famatsiana solika: Distrika miisa 40 eto Madagasikara no tsy ahitana « station-service »

  • dimanche, 18 août 2019 17:19

Mbola misy Distrika 40 eto Madagasikara no tsy manana toby mpaninjara solika (station-service). Distrika 5 amin’ireo tsy mbola manana ireo no hahazo toby mpaninjara solika amin’ ity taona 2019 ity, ka efa vita ny telo amin’ireo dia ny ao Anjozorobe, Andilamena ary Mahabo. Efa eo andalam-panorenana kosa ny roa dia ny ao Ifanadiana sy Belo-sur Tsiribihina.

Nanamafy ny Praiminisitra fa tsy maintsy misy toby fivarotana solika iray farafahakely ny Distrika rehetra eto Madagasikara alohan’ny taona 2023.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.