Fiompiana tantely: Tonga mizara traikefa aty Menabe ry zareo Kenyana

  • jeudi, 10 octobre 2019 21:36
  • Sary Gasypatriote Morondava

Mpampiofana efatra mianadahy avy any Nairobi Kenya no tonga mizara traikefa amin’ireo mpiompy tantely avy amin’ny Distrikan’i Morondava, Mahabo, Miandrivazo ary Belo Tsiribihina nanomboka ny alarobia 9 oktobra 2019.

Anofanana azy ireo ny fomba fiompiana tantely manarapenitra sy ny fiompiana tantely miaro ny tontolo iaina ary fomba fanodinana ny tantely.

Hitohy hatramin'ny alahady ny fiofanana.

(Jereo Sary Tohiny)

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.