Carlton: Atrik'asa fanatsarana ny tolotra momba ny famokarana akanjo

  • lundi, 04 novembre 2019 19:25
  • Sary Njaka

Notanterahina tetsy amin’ny Carlton Anosy ny atrik’asa izay hiarahan’ny firenena Britanika sy Malagasy, karakarain’ny UKTP mahakasika fanatsarana ny harifenitra an’ireo vokatra famokarana lamba sy akanjo na textile eto Madagasikara.

Hisy ny fitadiavana vahaolana amin’ity atrik’asa ity izay fifampiraharahana amin’ny fanjakana satria mety hisy ny tsy fahafahan’ny orin’asa miodina.

Vonona ny UKTP hanampy ny fanjakana ahafahana manodina ireo akora fototra. Ny UKTP ihany koa dia manampy ireo orin’asa ahafahana manodrana any Royaume unie, ary manome fanampiana amin’ny fanamafisana ny traik’efa eo amin’ny ministera sy ireo sampam-panjakana samihafa.

 (Jereo Sary Tohiny)

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.