Didy hitsivolana mifehy ny tetibola 2020: Nankatoavin’ny HCC

  • dimanche, 22 décembre 2019 19:15

Namoaka didy laharana faha 18-HCC/D3 ny Fitsarana avo momba ny Lalampanorenana (HCC) ny 21 desambra 2019 mampanankery ny didy hitsivolana laharana faha 2019-016 mifehy ny fitantanam-bola 2020.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.