Coronavirus: Mitebiteby ireo mpiasan'ny Zone, Sheritt, QMM

  • samedi, 21 mars 2020 14:30
  • Tigre
  • Sary nindramina fampiaingoana

Mpiasa aman-jatony no miaraka vory miasa amin'ny toerana iray raha ireo mpiasan'ny zone franche sy ireo indostria vaventy, na eo amin'ny toeram-piasana izany, na eny amin'ny camp de base na toerana iombonana honenana, na any anaty fiara fitaterana.

Matahotra ireo mpiasa ka manontany ireo fepetra manokana ho an'ny mpiasa na ny mety fiarovana ho azy ireo, na ho an'ny fianakavian'izy ireo izay vantaniny ao an-trano.

 

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.