Faritra Menabe: Hametraka «barrage sanitaire » ao Miandrivazo tsy hiparitahan’ny coronavirus

  • samedi, 21 mars 2020 19:06
  • Zakaria

Nandray fepetra ireo tomponandraikitra samihafa ho fiarovana ny fahasalamam-bahoaka ato amin’ny Faritra Menabe, taorian’ny fivoriana niarahan’izy ireo androany.

Anisan’ny fanapahan-kevitra noraisina ny hametrahana « barrage sanitaire » ao Miandrivazo, amin’ny lalam-pirenena faha-34, mba hitsirihana ny marimpanan’ireo mpandeha tonga ao amin’ny Faritra Menabe, na amin’ny fiara fitateram-bahoaka na amin’ny fiara manokana izany, ary hisy ny fepetra ho raisina amin’ireo izay ahiana mitondra izany aretina izany.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.