Coronavirus: Laharana maitso

  • samedi, 21 mars 2020 19:09
  • Tigre

Raha misy tranga na fambara ny soritraretina coronavirus dia antsoy avy hatrany ny laharana maitso tsy andoavam-bola 913.

Raha misy fanontaniana na fangatahana fanazavana dia antsoy ny laharana 910.
Raha mety fanazavana ho hitanao amin'ny tambazotra-tserasera hafa dia aza bahanana ny antso fa mety misy olona tena maika mila miantso.

 

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.