Coronavirus: 800 no maty ao anatin'ny 24ora any Italia

  • samedi, 21 mars 2020 20:32
  • Zakaria
  • Sary nindramina

Raha manomboka voafehy ny valan'aretina any Sina, dia Italia no misy maty be indrindra izao. 800 ireo namoy ny ainy tao anatin'ny 24ora monja. 4 825 ny fitambaran'ny maty nanomboka nidiran'ity aretina ity tany, ary 6 557 ireo olona misy soritr'aretina ankehitriny. Milan sy la Lombardie avaratra no tena voa mafy, ary tsy maharaka intsony ny toeram-pitsaboana any an-toerana.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.