Filtrer les éléments par date : mercredi, 23 octobre 2019

Le Chef de l'Etat participe au Sommet Russie-Afrique qui se tient à Sotchi le 23 et 24 octobre 2019.

(Voir Suite Photo)

 

Publié dans Fil info

Banga iray ny toerana tao amin’ny Antenimierandoholona taorian’ny nanendrena ny Loholona Lylison René de Rolland Urbain ho Governoran’ny Faritra Sofia, ny 25 septambra 2019.

Araka ny didy laharana 51-HCC/AR navoakan’ny Fitsarana avo momba ny Lalampanorenana androany 22 oktobra 2019 dia Randriamanantena Niry Lanto no Senatera misolo toerana azy ao amin'ny Antenimierandoholona. Kandida fahaefatra tao amin’ny lisitra « MAPAR » Mahajanga tamin’ny fifidianana Senatera natao tamin’ny desambra 2015 Randriamanantena Niry Lanto.

Publié dans Politique
mercredi, 23 octobre 2019 11:16

Rina Randriamasinoro: Voinkava-mahatratra

Nidina nampahery sy nitondra fanampiana ho an’ireo traboina noho ny haintrano nitranga teny Mandrangobato Anosibe, Boriborintany faha-4 ny alin’ny sabotsy 19 oktobra teo i Rina Randriamasinoro ny talata 22 oktobra 2019.

Ny hariva indray dia tonga teny Andohalo nampionona ny fianakavian’i Fafa Mahaleo, tamin’ny namoizana an’ity mpanakanto ity i Rina Randriamasinoro, niaraka tamin’ny antoko Tiako i Madagasikara, izay nandrotsaka azy ho kandida Ben’ny tanànan’Antananarivo Renivohitra amin’ny fifidianana hatao amin’ny 27 novambra 2019.

(Jereo Sary Tohiny)

Publié dans Sociale
Page 2 sur 2