Filtrer les éléments par date : mardi, 10 décembre 2019
mardi, 10 décembre 2019 10:22

Peta: Tafaporitsaka any Frantsa

Taorian'ny fitsarana an'i ramatoa Razafindrabakoarisoa Marie Jocelyne Léonard dite PETA, izay nahazoany sazy mihatra an-terivozina 5 taona, dia nisy fampanenjehana nataon'ny fitsarana azy, nefa araka ny vaovao voaray dia tafaporitsaka any Frantsa izao ity mpanodikondim-bolam-panjakana amina miliara ariary ity.

Hita izy fa mipetraka any rue Le Val D'Aulnay Robinson, ary mitohy ny asa ratsiny, izay maka vola amin'olona milaza fa anaovana asa soa aty Madagasikara hividianana ambulance, nefa ny vola tsy hita, ny ambulance tsy tonga aty Madagasikara.

Publié dans Tselatra

34 taona i Sanna Marin. Voatendry, ho Lehiben’ny governemanta vaovao an’i Finlande izy. Teo amin’ny tantaran’i Finlande dia i Sanna Marin no tanora indrindra nitazona io andraikitra maha lehiben’ny governemanta io, ary mbola i Sanna Marin ihany koa no lehiben’ny governemanta tanora indrindra amperinasa manerantany ; manaraka azy ny praiminisitra Okreniana Oleksiï Gontcharouk, 35 taona.

Efa minisitry ny fitaterana i Sanna Marin ary solombavambahoaka hatramin’ny 2015 izy talohan’izao nisafidianan’ny avy amin’ny antoko sosialy demokraty azy izao ho praiminisitr’i Finlande.

(Jereo Sary Tohiny)

 

Publié dans Tselatra

Où est passé le député Ludovic Adrien Raveloson dit Leva, élu de la circonscription de Mahabo, région Menabe ? C’est la question que se posent ses électeurs de la circonscription de Mahabo.

Il a été élu à la tête des 4 candidats pour le district de Mahabo lors des élections législatives du 27 mai 2019, résultat entériné par la Haute Cour Constitutionnelle (HCC) par son Arrêt 45-HCC/AR du 02 juilet 2019. Mais à un mois avant les élections Leva a eu affaire avec la Justice et a été condamné à 5ans de prison ferme le 29 avril dernier pour la destruction de la forêt de l’aire protégée Antimena Menabe et surtout qu’il est « soupçonné » avec son fils d‘assassinat prémédité et bien d’autres charges « graves ».

Malgré tous ces soupçons, Leva Adrien a pu se faire réélire dans sa circonscription. Il a été même envoyé en main d’œuvre pénal (MOP) il y a quelques jours à la Chambre de commerce de Morondava après avoir séjourné en tôle durant 7 mois.

Publié dans Editorial

Fanirian’ny mponina eto Tanambao ny hanatsarana, mba hanara-penitra ny biraon’ny Fokontany, fa efa antitra ny fotodrafitrasa ary simban'ny orana ny Arsivan'ny Fokontany.

(Jereo sary Tohiny)

Publié dans Vaovao

10 décembre: Journée Mondiale des droits de l'homme.

 

Publié dans Fil info

10 décembre: Journée internationale pour les droits des animaux.

 

Publié dans Fil info

Dibodrano ny tanànan'i Soalala vokatry ny fandalovan’ny rivodoza Belna. Potika hatrany amin’ny 90% ny tanàna raha ny tombana vonjimaika. Simba hatramin’ny tranom-panjakana ka mananosarotra ny fametrahana ireo traboina. Nisy ny namoy ny ainy.

(Jereo Sary Tohiny)

Publié dans Tselatra
mardi, 10 décembre 2019 09:03

Alerte Cyclone situation 10 décembre 2019

Alerte Cyclone situation 10 décembre 2019

(Voir suite Photos Satellites 09 décembre et 10 décembre 2019)

Publié dans Fil info
Page 2 sur 2