Filtrer les éléments par date : samedi, 14 décembre 2019

« Rehefa tonga nanatitra ny volavolan-dalàna mifehy ny tetibolam-panjakana 2020 teny amin'ny Antenimieram-pirenena ny Sekretera Jeneralin'ny Antenimierandoholona tamin'ny 23h48mn ny 13 desambra 2019 dia nidian-dry zareo teny Tsimbazaza ny varavarana ary tsy tafiditra intsony », hoy ny fampitam-baovaon’ny Antenimierandoholona.

Miparitaka amin’ny tabazotra sosialy Facebook ny rakin-tsary mirakitra ny fahatongavan’ireto iraka notarihin’ny Sekretera Jeneralin'ny Antenimierandoholona ireto teny Tsimbazaza, milaza fa « voatositosika », « tsy navela hiditra » nefa tamin’ny misasak’alina latsaka fahefany izy ireo no tonga teny, mbola tao anaty fe-potoana ara-dalàna. « Baiko no azonay », hoy ny miaramila mpiambina ny lapa tsy namela an’ireo olon’ny Antenimierandoholona ireo hiditra tao Tsimbazaza.

Publié dans Politique
samedi, 14 décembre 2019 10:47

Appel à projet: Création de l'EiC Madagascar

Dans le cadre du processus de la mise en place de l’association EiC MADAGASCAR, qui est une entité faisant partie intégrante de EiC Corporation Internationale et sous la directive de cette dernière, l'EIC Madagascar sollicite les personnes qui ont la qualité de Président, responsables:

- Département Services;
- Département Programmes;
- Département Diplomatie;
- Département Projet;
- Département Colloques et Evènements;
- Département Appel d'offre/Consulting.

 

EIC Corporation3

 

Publié dans Sociale
Page 2 sur 2