Filtrer les éléments par date : mardi, 24 décembre 2019

Ho rakotra Polisy avokoa ireo toerana mahavory olona, toy ny eny amin’ny Fiangonana sy mandritra ny andro fety. Misy amin’ ireo Polisy no manao fanamiana, misy ihany koa ireo Polisy tsy manao fanamiana mijery ireo mpangaro-paosy sy mpanendaka.

Miisa 1700 ireo Polisy ahetsika eto an-drenivohitra hahafahan’ny rehetra mifety am-pilaminana.

Nampitomboina ihany koa ireo Polisy misahana ny fifamoivoizana hanalefahana ny fitohanana.

 

Publié dans Tselatra
mardi, 24 décembre 2019 15:20

Sera Ketrika.com

Ho anareo izay nanao "achat direct" ka tsy nitovy ny laharana nandoavana vola sy ny laharana namandrihana toerana na nividianana entana tao amin'ny www.ketrika.com, iangaviana ianareo hiantso anay mba ahafahanay mampitohy ny vola nalohanareo sy ny entana na tapakila novidianareo.

Misaotra Tompoko

Pour tous ceux qui ont effectué un achat direct, et qui ont effectué le paiement via un numéro différent du numéro de réservation. Vous devez appeler www.ketrika.com impérativement, pour que nous puissions lier votre paiement et vos réservations.

Merci
Appeler le : 034 18 / 33 06 / 32 03 300 26

Publié dans Economie

Lehilahy dobo-drano teny amin’ny Port Mahajanga , efa notadiavina nandritra ny telo andro, ary androany maraina vao hita teo amoron-dranomasina « Bord » efa vatana mangatsiaka.

 

Publié dans Tselatra

Hiatrehana ny Noely sy ny fetin'ny faran'ny taona dia nandray fepetra manokana ny Jirama. Ho an’Antananarivo dia nampitomboana ny ekipa « dépanneurs » ka ekipa 8 no miasa andavanandro ary ahitana olona valo ny ekipa iray. Ekipa « dépanneurs » miisa folo no miandry raharaha ny andron’ny Noely ary 20 ny andron’ny taom-baovao.

Nampitomboana ihany koa ny isan’ny vondrona mpihary herinaratra any amin’ny faritra.

Nampitomboana ny ekipa « dépanneurs » hiatrehana ny mety ho fahatapahan-drano tampoka. Toy izany koa ny amin’ireo foibe famokarana rano toa an’i Mandroseza, Ankadivoribe, Faralaza ary Sabotsy Namehana.

 

 

Publié dans Tselatra

Mpianatra mendrika tamin’ny fanadinana bakalôrea misa 21 manerana an’i Madagasikara no hiazo an’i Maroc anio. Nahazo vatsim-pianarana avy amin’ny governemanta Maraokanina izy ireo handranto fahaizana amin’ny sehatra ara-teknika mandritra ny roa taona.

(Jereo Sary Tohiny)

Publié dans Sociale

Des avancées ont été faites en matière de lutte contre les « Violences Basées sur les Genres » (VBG) durant ces deux dernières décennies, car certaines lois reflètent encore une certaine discrimination issue de la tradition. Par exemple les dispositions stipulant que le mari est le chef de famille (loi 2007-022) fait de lui le détenteur de facto du livret de famille et la femme ne peut en obtenir qu’une copie conforme en cas de divorce (loi n°61-025).

Dans l’héritage, les fils ont la possibilité d’accorder aux filles l’équivalent en argent de leur succession à la place de leur part en biens immobiliers (loi n°68- 012) et sans oublier la répression de l’Avortement dans le Code pénal quelles que soient les circonstances (article 317 du Code pénal et article 28 de la loi 2017-043).

Publié dans Sociale