Filtrer les éléments par date : mardi, 03 décembre 2019

Hihaona amin'ireo mpianatry ny oniversiten’Antananarivo ny SECES rahampitso maraina alarobia 04 desambra mba hampahafantaran’ireto farany ny anton'ny fitakiana ataon’ireo Mpikaroka-mpampianatra sy hamaliana fanontaniana.

Eo amin’ny « esplanade » Ankatso no voatondro fa hihaonan’ny roa tonta.

Fa tao amin’ny Oniversiten’i Toliary dia tamin’ny alalan’ny filaharana mihodidina ny “campus” no nanohizan’ireo Mpikaroka-mpampianatra ny hetsika fitakiana, omaly, izay nofaranana tamin’ny fanaovana “sit-in” teo anoloan’ny Fiadidiana ny Oniversite ary fametrahana “banderoles”.

 

Publié dans Tselatra

Nosokafana ofisialy androany tetsy amin’ny lapan’ny fanatanjahantena Mahamasina ny Lalao ara-panatanjahantena ho an’ireo atleta manana fahasembanana eto amin’ny ranomasimbe Indianina.

Andiany faha-18 izy ity, andraisan’ny Nosy efatra anjara dia i La Réunion, Maurice, Comores ary Madagasikara mpampiantrano. Efatra ihany koa ny taranja ifaninanana dia baskety, tsipy kanety be, tenisy ary ny boccia.

(Jereo Sary Tohiny)

Publié dans Sport

La confrontation de liste électorale émargée lors des législatives du 27 mai 2019 avec celle émargée lors des municipales du 27 novembre 2019 doit permettre de dégager une vérité générale et faire taire la polémique autour de cette élection communale, si effectivement la liste n'a pas été changée.

(Voir Suite Photos)

Publié dans Politique

Neuf ans de cela (en 2011), un documentaire apparu sur la chaîne franco-allemande ARTE rapporta, sous l’intitulé « la Mafia du bois, enquête en forêt tropicale », le trafic lucratif de bois de rose et d’ébène entre Madagascar et la Chine. Cette enquête a été menée par l’Agence d’Investigation Environnementale ou EIA (Environnemental Investigation Agency) basée à Washington. C’est une Organisation Non Gouvernementale (ONG) qui s’est engagée à rechercher et faire connaître ce qu’elle appelle « les crimes contre l’environnement ».

Celui qui mena l’investigation est connu pour son militantisme contre les « groupes criminels mobiles de bois illégal dans le monde entier ». Dans ce reportage il a été décrit l’abattage de bois précieux à l’intérieur même du Parc National de Masoala ! Ce n’est pas la 1ère fois que l’EIA diligente une investigation sur les ventes illégales de bois, et des victoires furent obtenues comme au Honduras, mais aussi à Madagascar.

Publié dans Editorial

Raha ny 1 desambra no ankalazana isan-taona ny Andro iraisam-pirenena iadiana amin'ny SIDA dia ny 2 desambra kosa no natokan’ny Polisim-pirenena teto Sambava nanaovana fitiliana ity tsimok'aretina VIH/Sida ity.

Teo ampiandohana dia nanambara ny tompon'andraikitra teto amin'ny fahasalamana fa tokony ho hisy fifampiresahana tsirairay amin'ny olona izay hanao izany fitiliana izany fa saingy noho izy ity fitiliana faobe dia nambara fa toy ny fitiliana rehetra, ka mety ho hisy soritra na tsia, raha hita fa tena mitondra io tsimok'aretina VIH/Sida io tokoa ny olona iray dia misy ny fandraisana an-tanana azy.

Publié dans Vaovao

La signature de l’accord d’un projet de modernisation du réseau de télécommunications à Madagascar s’est tenue ce lundi 02 décembre au siège du ministère de Affaires Etrangères à Anosy, engageant entre autres le gouvernement Malagasy et le gouvernement Chinois, représentés respectivement par le Premier ministre Christian Ntsay, et SEMme Yang Xiaorong, l’Ambassadeur de la République Populaire de Chine à Madagascar. La cérémonie a vu la présence du ministre des Postes, des Télécommunications et du Développement Numérique, Christian Ramarolahy.

Publié dans Economie

Tonga nitsidika ara-pomba fifanajana ny Filohan’ny Antenimierandoholona Rivo Rakotovao, tao amin’ny Lapa maitso Anosikely, ny Ambasadaoron’ny Afrika Atsimo, Ramatoa Vuyelwa Maud Dolmo ny alatsinainy 02 desambra 2019.

Fitsidihana sady fanaovam-beloma satria tapitra ny fepotoam-piasan’ity Ambasadaoron’i Afrika Atsimo ity rehefa niasa sy nonina teto Madagasikara nandritra ny efatra taona mahery izy.

Nisaotra ny Filohan’ny Antenimierandoholona izy tamin’ny fiaraha-miasa izay nisy teo amin’ny roa tonta nandritra ny fotoana nijanonany teto Madagasikara. Nambarany fa lehibe tokoa ny ezaka izay nataon’ny fitondram-panjakana malagasy matoa tafita tamin’ny fifandimbiasam-pahefana ara-demokratika sy ara-dalàna toy izao, manamarina izany ireny fifidianana nifanesy ireny.

Publié dans Politique
mardi, 03 décembre 2019 08:51

Ratsy ny andro ao andrefana

Mitandrema isika mpiandriaka andranomasina ao andrefana, atsimo andrefana fa misy andro ratsy miforona.

Publié dans Tselatra

Attention à tous les usagers de la mer de la côte ouest - Sud Ouest. Formation de mauvais temps.

(Photo Satellite 03 décembre 2019 à 08h15)

 

Publié dans Fil info