Filtrer les éléments par date : mercredi, 28 août 2019

Tanterahina androany 28 sy rahampitso 29 aogositra ny fikaonan-doha iraisam-pirenena, izay atao eny amin'ny ENS Ampefiloha.

Izany moa no atao dia ny mba ahafahana manabe ireo mpiofana rehetra eo amin'ny sehatry ny fampianarana, ary mampihofana ihany koa amin'ny ambaratonga ambony, ahafahana hisera sy hifankahazo amin'ny kolontsaina.

Ny tanjona amin'ity fikaonan-doha ity moa dia ny fanehoana ny fampivoarana ny rakibolana amin'ny teny malagasy sy teny vahiny, ary mitady mandrakariva ny ahatsara ny fanabeazana. 

(Jereo Sary Tohiny)

 

Publié dans Art et Culture

Ny foire artisanale izay atao eny amin'ny zaridainan'Antaninarenina dia tsy mitsahatra ny manome ny soa sy ny tsara ho n'ny mpanjifa malagasy sy vahiny, ka manatsara hatrany ireo vokatra hoentiny.

Anisan'izany ny vokatsoa ho entin'ny SESAME, izay vokarin'ny orin'asa "Ferme Aina". Nanomboka tamin'ny taona 2011 no nikarohany sy namokarany ity sakafo ara-pahasalamana ity.

Maro be ireo zava-tsoa azo avy aminy, raha tsy hiteny fotsiny ny fiarovana ireo aretina maro samihafa toy ny tosi-drà, ny homamiadana sy ny hafa.

Publié dans Economie
mercredi, 28 août 2019 21:00

Antaninarenina: Kanton'ny Gasikara

Varotra fampirantiana mandritry ny telo andro, izay manomboka androany ka hatramin'ny sabotsy 31 aogositra ho avy izao, izay atao eny amin'ny zaridainan'Antaninarenina .

Ity varotra fampirantiana ity moa dia manasongadina ny Vita Malagasy.

(Jereo Sary Tohiny)

 

Publié dans Art et Culture

La Nonciature Apostolique et la Conférence Épiscopale de Madagascar ont convié la presse, à la résidence de la Nonciature Apostolique, Villa Roma, (Lot IIK 63 Ivandry), ce vendredi 30 août 2019 à 10h30 pour la présentation officielle de la voiture « Papamobile » qui sera utilisée durant le Voyage Apostolique de Sa Sainteté le Pape François à Madagascar du 06 au 10 septembre prochain.

 

Publié dans Fil info

Hanomboka ny alakamisy 29 aogositra amin'ny 9 ora maraina ka hatramin'ny alakamisy 12 septambra amin'ny 5 ora tolakandro ny fametrahana ny antontan-taratasy firotsahan-kofidiana ho an'ny kandida Ben'ny Tanàna sy ny lisitry ny kandida ho mpanolotsainan'ny tanàna, eny anivon'ny OVEC (Organes de vérification et d'enregistrement des candidatures).

Manomboka ny talata 5 novambra 2019 amin'ny 6 ora maraina ka hatramin'ny alatsinainy 25 novambra 2019 misasakalina ny fampielezan-kevitra.

Tontosaina ny alarobia 27 novambra manerana ny tanin'ny Repoblika Malagasy ny fifidianana Ben'ny Tanàna sy ny lisitry ny mpanolotsainan'ny tanàna, izay fifidianana roa samihafa fa atao indray andro ihany, samy manana ny vata fadantsaham-batony, sy ny bileta tokana, ny iray ho an'ny kandida Ben'ny tanàna, ary ny iray hafa an'ny mpanolotsaina.

 

Publié dans Tselatra

Hametra-pialana tsy ho mpanolon-tsaina manokan'ny Ben'ny Tanàna ankehitriny, Lalao Ravalomanana, ny filoha teo aloha Marc Ravalomanana, alohan'ny hilazany amin'ny fomba ofisialy fa ho Kandida Ben'ny Tanànan'Antananarivo Renivohitra, andimby ny vadiny, ity Filohan'ny Tiako i Madagasikara ity.

Publié dans A la Une

Quand tu t'appelles Ibrahim ou Abdou ou Fatima, tu es viré de la liste des Malagasy, suspect d'être étranger ou étrangère, tu devrais tout prouver que tu es Malagasy, rien qu'au son de la prononciation de ton nom.

Tu veux renouveler ton passeport, ou ta carte d'identité nationale, tu passes à la case départ pour justifier ta nationalité, sauf évidement, comme tu es suspect d'être étranger, donc "be vôla" (riche), tu passes à la "caisse...noire".

Voila le résumé d'être Gasy, tu dois t’appeler Rakoto, Randria, Rasoa, Jao.

Le reste, comme jugement à la consonance, c'est au "pifomètre" du préposé de l’administration d'en juger, si ton nom sonne bien malagasy, ou d'origine étrangère.

La société Malagasy est composée d'origines diverses, d'ailleurs notre origine remonte loin chez les Indiens, les Africains, les Arabes, parsemée par l'histoire de la colonisation anglaise, française.

Publié dans Editorial

Nandritra ny tapa-bolana no nikaon-doha mikasika ny fahatongavan’i Papa Ray Masina eto Madagasikara ny 06 ka hatramin'ny 10 septambra ho avy izao ny eo anivon’ny Polisim-pirenena.

Nitarika izany fikaonan-doha izany ny Minisitry ny Filaminam-bahoaka, ny Contrôleur Général de Police RAFANOMEZANTSOA Roger ; nahitana ireo tale sy lehibena sampan-draharaha isan-tsokajiny eo anivon’ny Minisitera.

Fikaonan-doha amin’ny lafiny fandriampahalemana mifandraika indrindra amin’izany fahatongavan’i Papa izany. Ho avy ny fiantsoana ireo mpanao gazety iresahana ny fepetra mahakasika izany.

(Jereo Sary Tohiny)

 

Publié dans Tselatra

Vendredi dernier, la capitale Antananarivo a été le théâtre de violences entre policiers et bandits armés provoquant deux morts et deux blessés dans le cadre d’une intervention des forces de police.

J’adresse toutes mes condoléances aux familles des victimes et souhaite un prompt rétablissement aux blessés.

Après des échanges de tirs entre forces de l’ordre et criminels dans le quartier d’Antsahamanitra, une vidéo montre un policier exécuter sans menace visible à priori, l’un des bandits mort sur le coup.

Si l’enquête n’apporte pas de nouveaux éléments, la violence de cet épisode est inacceptable. Je condamne fermement l’usage des armes létales en dehors du cadre légal.

Publié dans Fil info
mercredi, 28 août 2019 08:38

FANAMBARANA AVY AMIN’NY POLISIM-PIRENENA

« Ny Polisim-pirenena natao hiasa sy hiaro hanakaiky hatrany ny vahoaka »

Ny eto anivon’ny Ministeran’ny Filaminam-bahoaka dia manao izao fanambaràna izao manolona ny tranga mahakasika ny raharaha naharavana tambazotran-jiolahy tamin’ny marainan’ny zoma faha 23 ny volana aogositra 2019 lasa teo.

Nahatsiaro tena ho nahavita ny adidy sy ny andraikitra manoloana ny fiaraha-monina ny fianakaviam-ben’ny Polisy raha nahasakana ny fanafihana izay nokasain’ireto jiolahy ireto notanterahana teo Antsahamanitra. Sahirana anefa raha niara-nahita tamin’ny be sy ny maro ny horonan-tsary izay nampiseho ny zava-nitranga teo Ampefiloha.

Publié dans Vaovao
Page 1 sur 2