Filtrer les éléments par date : jeudi, 29 août 2019

Ny alin'ny alarobia 28 aogositra 2019, tokony ho tamin'ny 7oradia nitrangana haitrano tao Anosibe andrefana I, Boriborintany faha IV. Ankizy nilalao afo no nahatonga ny loza araka ny nambaran'ny iray tamin'ireo traboina.

Trano 52 no may kilan'ny afo, niaraka tamin'ireo biby fiompy, toy ny kisoa sy akoho amam-borona.

Olona 274 no traboina, 05 no naratra, ary tsy nisy kosa ny aina nafoy hoy hatrany ireo traboina.

Publié dans Sociale