Filtrer les éléments par date : samedi, 31 août 2019

Nanao irony karazana andrana na simulation ny teo anivon'ny Polisim-pirenena, teny ivandry, ho fitandrovana ny fahandriam-pahalemana amin'ny fahatongavan'i Papa ray masina ny 06-10 septambra 2019.

(Jereo Sary Tohiny)

Publié dans Tselatra

GANSTABAB no kandida voalohany nanatitra ny antonta-taratasy ho Ben'ny Tanàna an'ANTANANARIVO Renivohitra teny amin'ny OVEC Nanisana ny zoma 30 aogositra 2019.

(Jereo Sary Tohiny)

 

Publié dans Tselatra