Soafilira Princia: Nihaona tamin'ny vahoakan'i Ambolobozo

  • samedi, 18 mai 2019 11:16
  • Tigre
  • Sary nomena

Mitohy hatrany ny fitetezam-paritra ataon'ity Zanak'Analalava, kandida ho solombavambahoaka mitondra ny laharana faha 6 ity.

Vory ny olo teto Ambolobozo, Distrikan'Analalava nandray an'i Princia Soafilira.
Nanazava ity kandida ity fa tsy maintsy mitambatra atsika jiaby ampandroso ny faritra misy antsika.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.