Rina Randriamasinoro: Manome lanja ny teny ifanomezana

  • vendredi, 25 octobre 2019 20:57
  • Zakaria
  • Sary nindramina

Manohy ny fitetezana ireo Fokontany samihafa amin’ireo Boriborintany enina eto Antananarivo renivohitra i Rina Randriamasinoro. Mihaino ny hetahetan’ny mponina, mizara ny vina heveriny hanatsarana ny tanàna, miaina ny andavan’androm-piainan’ny mponina amin’ireo kartie samihafa.

Zava-dehibe amin’ity kandida amin’ny fifidianana Ben’ny tanàna hatao amin’ny 27 novambra 2019 ity ny teny ifanomezana, ka itondrany ny anjara birikiny avy hatrany amin’ny asa sosialy.

(Jereo Sary Tohiny)

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.