Fifidianana kaominaly: Ho tonga rahampitso ireo fitaovana natonta tany Afrika Atsimo

  • vendredi, 25 octobre 2019 22:47
  • Zakaria
  • Tahirin-tsary CENI

Higadona eny amin’ny seranam-piaramanidina iraisam-pirenena Ivato ny tolakandron’ny sabotsy 26 oktobra 2019 ireo taratasim-pifidianana natonta tatsy Afrika Atsimo, anisan’izany ireo taratasy hanaovana firaketana an-tsoratry ny voka-pifidianana, ireo valopy tsy andairan-kosoka, sy kojakoja hafa ilaina amin’ny fifidianana. Nanao tantsoroka ara-bola tamin’ny fanontana ireo fitaovana ireo ny SACEM.

 

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.