Mahamasina: Tonga nanohana an’ny Barea ireo kandida Ben’ny tanàna eto Antananarivo

  • dimanche, 17 novembre 2019 09:27
  • Zakaria
  • Sary nindramina

Nioty isa telo i Madagasikara taorian’ny fandresena 1 noho 0 azony teo amin’ny Kianja monisipaly Mahamasina, nanoloana an’i Etiopia. Feno hipoka ny kianja, iray andro mialohan’ny lalao rahateo dia efa tapitra avokoa ny tapakila.

Anisan’ireo tonga nanotrona sy nanohana ny Barea an’i Madagasikara ny sasany tamin’ireo kandida Ben’ny tanàna eto Antananarivo Renivohitra, Rina Randriamasinoro (TIM), Rakotoarisoa Faniry Alban (APM), Naina Andriantsitohaina (IRK).

(Jereo Sary Tohiny)

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.