Babà Rakotoarisoa: "Leo politika maloto ny olona"

  • jeudi, 28 novembre 2019 19:03
  • Zakaria
  • Sary nindramina

"Leo politika ny olona ary leo ny politika maloto", hoy i Rakotoarisoa Faniry Alban na Babà Rakotoarisoa taorian'ny fifidianana kaominaly natao omaly, izay ambany dia ambany ny taham-pahavitrihan'ny mpifidy.

Kandida Ben'ny tanàna teto Antananarivo renivohitra, amin'ny anaran'ny APM (Antoko Politika Madio) i Babà Rakotoarisoa.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.