Eliace Ralaiarimanana: « Midika ho faharesen’ny fanjakana ny tsy fahatongavan’ny olona nifidy »

  • jeudi, 28 novembre 2019 20:14
  • Zakaria
  • Sary nindramina

Nisafidy ny tsy mbola haneho hevitra mikasika ny fifidianana kaominaly ny tenako, hoy i Eliace Ralaiarimanana, kandida Ben’ny tanàna tsy miankina teto Antananarivo Renivohitra. Misy ny fotoana hitenenana hoy izy, na izany aza « midika ho faharesen’ny fanjakana ny tsy fahatongavan’ny olona nifidy ireny », araka ny nambarany.

« Fampiharana ny lalàna », izay no famerimberin’i Eliace Ralaiarimanana tamin’ireo adihevitra nifanaovan’ny samy kandida sy ny fanehoan-keviny rehefa nivahiny tamin’ny haino aman-jery nandritra ny fampielezan-kevitra.

(Jereo Sary Tohiny)

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.