Magro Behoririka: Mitohy ny hetsiky ny mpitaky ny fahamarinana

  • dimanche, 22 décembre 2019 20:56
  • Zakaria
  • Sary nindramina

Ambohi-pihaonan’ireo mitaky ny fampitahana ny lisi-pifidianana voasonian’ny mpifidy nifidianana solombavam-bahoaka tamin’ny 27 mey 2019 sy ny lisi-pifidianana voasonian’ny mpifidy nifidianana Ben’ny tanàna sy mpanolontsaina tamin’ny 27 novambra 2019, etsy amin’ny Magro Behoririka omaly sabotsy 21 desambra.

Amin’ny alalan’io fampitahana lisi-pifidianana io no hivoahan’ny marina mikasika ny fifidianana natao farany teo, ary hampisinda ny ahiahy rehetra, hoy ireo mpitarika nifandimby naneho hevitra.

(Jereo Sary Tohiny)

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.