Tsarahonenana Ampandrianomby: « Camion citerne » no hizaràna rano ho an'ny mponina

  • vendredi, 16 août 2019 11:43
  • Sary nindramina

Mitohy ny fizaràna rano amin’ny alalan’ny « camion citerne » ho an'ny mponina eny Tsarahonenana Ampandrianomby – Antananarivo, hamahana ny olan'ny famatsiana rano. Hapetraka maharitra eny amin'ireo toerana rehetra misy olana amin'ny famatsiana rano eto andrenivohitra ireo sinibendrano hahafahan'ny mponina manana rano..

Tafiditra anatin'ny faritra Atsinanan'Antananarivo izay hisitraka ny rano avy amin'ny toby eny Amoronakona ny faritra Tsarahonenana.

(Jereo Sary Tohiny)

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.