Sekolin’ny Zandarimariam-pirenena: Lanonana roa sosona eto Ambositra

  • vendredi, 16 août 2019 19:27
  • Sary nindramina

Eo ny lanonana ara-miaramila nanaovana ny fifamindram-pahefana ny komandin'ny vondrom-pileovan’ny Zandarimariam-pirenena Faritra Amoron'i Mania ; teo koa ny lanonana famoahana ireo mpianatra zandary andiany faha-74 miisa 1195.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.