Ministera serasera: Fampahafantarana ireo fitaovana hiadiana amin'ny "cyber criminalité"

  • samedi, 17 août 2019 20:43
  • Sary Njaka

Ny ministeran'ny serasera sy ny kolontsaina dia nanatanteraka varavarana misokatra ho fampahafantarana ny rafitra miady amin'ny heloka atao amin'ny fitaovan-tserasera na ny cyber criminalité, izay natao omaly zoma tao amin'ny tranom-bokim-pirenena Anosy.

(Jereo sary Tohiny)

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.