Antanambao I - Toliara I: Nanampy ireo zaza jamba

  • jeudi, 22 août 2019 09:01
  • Sary ministeran'ny Mponina

Nitohy taty amin’ny fokontany Antanambao I, Distrikan’ny Toliara I ny fitsidihana sy fanomezana fanampiana nataon’ny avy amin’ny Minisiteran’ny Mponina, ny fiahiana ara-tsosialy ary ny fampivoarana ny vehivavy.

Ivon-toerana misahana ireo zaza jamba no notolorana vary fotsy, tsaramaso ary legioma . Zaza miisa 71 no beazina ao.

(Jereo Sary Tohiny)

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.