Bakalorea 2019: Nankasitrahana ireo mpianatra sangany manerana ny faritra 22

  • samedi, 14 décembre 2019 12:13
  • Sary Mesupres

Notolorana taratasy fanamarihana fahamendrehana ireo mpianatra sangany tamin’ny fanadinana bakalorea 2019 manerana ny Faritra 22 eto Madagasikara.

Noraisina teny amin’ny ministeran’ny fampianarana ambony sy ny fikarohana ara-tsiansa eny Fiadanana ireto mpianatra ireto. Nampirisika an’ireto tanora ireo ny Minisitra ny hitazonana izay haitsara ananan’izy ireo izay hatrany amin’ny tanjona tiany hotratrarina.

 

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.