Menabe: Novatsian’ny ministera masomboly ny tantsaha

  • samedi, 21 décembre 2019 13:41
  • Sary Gasypatriote Morondava

Nomen’ny ministeran’ny fambolena sy fiompiana ary ny jono masomboly dimy kilao isanisany sy zezika folo kilao avy ny tantsaha ao Croisement Belo sy Ampandra, ka natolotra tamin’ny alalan’ny foibem-paritry ny fambolena sy fiompiana ary ny jono.

(Jereo Sary Tohiny)

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.