Vatsim-pianarana: Mpianatra Malagasy miisa 21 hiazo an’i Maroc

  • mardi, 24 décembre 2019 13:29
  • Sary nindramina

Mpianatra mendrika tamin’ny fanadinana bakalôrea misa 21 manerana an’i Madagasikara no hiazo an’i Maroc anio. Nahazo vatsim-pianarana avy amin’ny governemanta Maraokanina izy ireo handranto fahaizana amin’ny sehatra ara-teknika mandritra ny roa taona.

(Jereo Sary Tohiny)

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.