Fotodrafitrasa: Hitarina ny EPP Ambatobe- Antananarivo, hahazo EPP vaovao i Ranomainty - Amboasary Atsimo

  • dimanche, 29 décembre 2019 19:10
  • Sary MENETP

Hanohana ara-bola ny fanitarana ny EPP Ambatobe- Antananarivo sy fanorenana EPP vaovao ao Ranomainty - Amboasary Atsimo ny Masoivoho Japoney. 

Notanterahina teny amin’ny "Résidence de l'Ambassadeur du Japon" ny 27 desambra 2019 ny fanaovan-tsonia fiaraha-miasa mikasika izany, teo amin'ny Minisiteran’ny Fanabeazam-pirenena, ny Fampianarana ara-Teknika sy arak'Asa sy ny Masoivoho Japoney.

 
 
Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.