Mpampianatra FRAM: 15 000 horaisina mpiasa raikitra amin'ny taona 2020

  • dimanche, 29 décembre 2019 19:23

Nitombo ho 15 000 ireo mpampianatra FRAM horaisina mpiasam-panjakana raikitra eo anivon’ny Minisiteran’ny Fanabeazam-pirenena, ny Fampianarana ara-Teknika sy arak'Asa amin'ny taona 2020 io, raha 8 500 izany farany teo.

Ho laharam-pahamehana ny hampidirana an'ireo mpampianatra FRAM efa be taona ho mpiasam-panjakana amin'ny taona 2020.

 
Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.