Fizahantany: Ny taona 2008 no maro mpizahatany vahiny tonga teto Madagasikara

  • mardi, 31 décembre 2019 18:34
  • Sary nindramina

Nahatratra 375 010 ny isan’ny mpizahatany vahiny tonga nitsidika an’i Madagasikara ny taona 2008. Tato anatin’ny 10 taona farany dia tamin’io 2008 io no maro indrindra ny mpizahatany vahiny tonga teto.

Tombanana manodidina ny 348 660 ny tamin’ity taona ity. 500 000 no tanjona amin’ny 2023.

(Jereo Sary Tohiny)

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.