Mahajanga: Mitsabo ireo traboina ny Tafika

  • dimanche, 12 janvier 2020 14:58
  • Sary: Tafika Malagasy

Mandray ny andraikitra amin'ny fitsaboana ireo traboina taorian’ny fiakaran’ny ranobe vokatry ny rotsak’orana ny herinandron’ny taombaovao teto Mahajanga ny miaramila mpitsabo avy ao amin'ny RM4 na Faritany Miaramila fahaefatra eto Mahajanga, mitety ireo Fokontany miisa dimy lasibatry ny rano be, miaraka amin’ireo « Clinique Mobile » nalefan'ny fitondrana.

(Jereo Sary Tohiny)

 

Galerie d'images (Cliquer sur la photo)
Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.