Kitra - Lalao fanomanan-tena: Barea CHAN # Sélection Analamanga

  • jeudi, 10 octobre 2019 16:07

Hiatrika lalao fitsapana amin’ny ekipa rafetin’ny mpilalao voafantina ato amin’ny ligin’Analamanga ny Barea CHAN ny tolakandron’ny sabotsy 12 oktobra 2019, eny amin'ny kianja Elgeco Plus By-pass – Antananarivo. Lalao fanomanan-tena fahatelo hatrehin’ny Barea CHAN ity mialoha ny hiazoany an’i Namibia, hanao lalao miverina amin’ny 18 oktobra 2019.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.