Stade Omnisport d'Antsiranana: Hovitaina ato anatin’ny enim-bolana

  • lundi, 18 novembre 2019 16:00
  • Sary nomena

Mitohy ny asa fanamboarana ny Stade Omnisport d'Antsiranana rehefa nihitsoka nandritra ny dimy taona teo. Nanomboka tamin’ny volana mey 2019 ny asa, ary hovitaina ato anatin’ny enim-bolana, ary ho afaka handraisana lalao iraisam-pirenena.

(Jereo Sary Tohiny)

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.