Mahamasina: Raikitra ny Lalaon’ireo atleta manana fahasembanana eto amin’ny ranomasimbe Indianina

  • mardi, 03 décembre 2019 15:31
  • Sary nindramina

Nosokafana ofisialy androany tetsy amin’ny lapan’ny fanatanjahantena Mahamasina ny Lalao ara-panatanjahantena ho an’ireo atleta manana fahasembanana eto amin’ny ranomasimbe Indianina.

Andiany faha-18 izy ity, andraisan’ny Nosy efatra anjara dia i La Réunion, Maurice, Comores ary Madagasikara mpampiantrano. Efatra ihany koa ny taranja ifaninanana dia baskety, tsipy kanety be, tenisy ary ny boccia.

(Jereo Sary Tohiny)

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.