Baskety-Afroleague: Tafita hiatrika famaranana ny GNBC Madagasikara

  • dimanche, 22 décembre 2019 19:01
  • Sary nindramina

Lavon'ny GNBC, ekipan'ny Zandarimariam-pirenena Malagasy, tamin'ny isa 94 noho 90 teo amin'ny manasa-dalana omaly sabotsy 21 desambra ny Clube Ferroviario de Maputo avy atsy Mozambika. Tafita hiatrika ny famaranana amin'ny Afroleague faritra atsinanana ny GNBC.

(Jereo Sary Tohiny)

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.