Bianco: 64 ireo kandida maniry te ho Tale jeneraly

  • vendredi, 17 mai 2019 09:03
  • Britto

Niisa 64 ireo antotan-taratasin’ireo maniry ho Tale jeneralin’ny Birao mahaleotena miady amin’ny kolikoly (Bianco) voarain’ny komity.

Nifarana ny 13 mey teo ny fandraisana dosie.

Ny 10 amin’ireo no handalo ny dingana manaraka, hanao « entretien individuel ».

Ny 3 amin’ireo no haroso amin’ny filohan’ny Repoblika hifantenany izay hotendrena ho Tale jeneralin’ny Bianco.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.