Maintirano: Lietnà iray voatifitry ny dahalo teo amin’ny lohany

  • vendredi, 17 mai 2019 18:58
  • Britto

Nandritra ny fifandonana tamin’ny dahalo, androany maraina, no nahavoa an’ity lietnà ity, tany ambanivohitr’i Maintirano.

Nalaina haingana tamin’ny helikoptera izy, nakarina aty Antananarivo hotsaboina, araka ny fanazavan’ny minisitry ny fiarovam-pirenena, Jeneraly Rakotonirina Richard.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.