Alarobia 27 novambra 2019: Andro tsy fiasana nefa andraisan-karama

  • jeudi, 15 août 2019 20:24
  • Zakaria

Nofaritan’ny governemanta ho andro tsy fiasana nefa andraisan-karama ny alarobia 27 novambra 2019, androm-pifidianana Ben’ny tanàna sy mpanolontsainan’ny tanàna amin’ireo Kaominina ambanivohitra sy ambonivohitra manerana ny Nosy.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.