Sakaraha: Tsy mandry fahalemana ny tanàna

  • vendredi, 16 août 2019 09:00
  • Zakaria
  • Sary nindramina

Vao harivariva milenti-masoandro dia efa fitaintainana ny an’ny mponina amin’ny tsy fandriampahalemana eto an-tanàna. Manao ny ataony ireo mpanao sintomahery, ny herisetra amin’ny endriny samihafa, tato ho ato aza misy koa ny mpidaroka amin’ny « bare à mine ».

Manao ny asany ny mpitandro ny filaminana, etsy ankilany anefa ireo jiolahy mampihorohoro ka mampametra-panontaniana ny mponina sy anairan’izy ireo ny mpitondra mba hamerenana amin’ny laoniny ny fandriampahalemana eto Sakaraha sy ny manodidina, izay manomboka miantraika amin’ny fiharian’ny mponina.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.