Fandriampahalemana: Basy maherivaika miisa 76 azo teny ampelatanan'ny dahalo

  • samedi, 17 août 2019 20:55
  • Zakaria

Tao anatin’ny telo volana no nahazoan’ny Zandary io vokatra io. Nisy ny fanomezana taratasy fankasitrahana sy lelavola efatra tapitrisa ho an'ireo Zandary miisa 40, maherifo sy nanao asa tsara, nahazoana ireo basy maherivaika miisa 76 teny ampelatanan'ny dahalo ireo.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.