Fitateram-bahoaka: Hapetraka ny Fitaterana mailaka

  • dimanche, 18 août 2019 18:57
  • Zakaria

Kendrena ho vita alohan’ny volana desambra 2019 ny fametrahana ity Fitaterana mailaka eto an-drenivohitra ity, izay hampifandray ny La City - Tsarasaotra - Ivato – Talatamaty.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.