Antoko mpanohitra: Telo hatreto no mijoro ara-dalàna

  • jeudi, 22 août 2019 20:04
  • Zakaria

TIM, TAMAMI ary DFP, ireo hatreto no nambaran-dRazafimahefa Tianarivelo, minisitry ny Ati-tany sy ny fitsinjaram-pahefana fa nametraka taratasy teo anivon’ny ministera fa mpanohitra, manaraka ny didy amam-pitsipika manankery eto amin’ny firenena.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.