Fianarantsoa: Kamiao nitaona fasika namono olona efatra

  • lundi, 21 octobre 2019 19:34
  • Zakaria
  • Sary nindramina

Nitranga lozam-pifamoivoizana nahatsiravina io tolakandro io teo amin'ny fidinana Isaha, raha avy any Anjoma eto Fianarantsoa. Kamiao nitondra fasika no nilaozan’ny hisatra teny am-pidinanana avy any Anjoma hiazo an'Isaha, ka dia nifaoka izay rehetra teny anoloany izay vao nivadika.

Nahafatesana olona efatra ary naharatrana olona fito, ka ny iray amin'ireo no tena ahiana mafy.

(Jereo Sary Tohiny)

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.